|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 folaka andro |
| Singan-teny | 2folaka, 3andro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5amin' ilay fotoana ahitana ny masoandro mandrorona midina miankandrefana, eo anelanelan' ny amin' ny 3 sy amin' ny 4 ora hariva.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|